Teny iditra toerana (toetra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
¶ Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a place [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lieu, endroit, situation, emplacement [Hallanger 1974, SLP 1986]
Endriteny 
toerana
toerako
toeranao
toerany
toerantsika
toeranay
toeranareo
toeran'
toeran-
toeram-
toera-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2017/10/25