|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  toetoetra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] [duplicatif diminutif]
Ohatra  4  [2.48] Ambondrombe, dia toy izany no fomba ny sy toetoetra n' Ambondrombe, dia tendrombohitra avo mifono ala, eny atsimo ny Fianarantsoa manao atsinanana eny;
5  [1.38] Milaza ny toetoetra sy ny fomban' Andriamanitra izy.
Fototeny  6  toetra
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  toetoetra
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.13] filahatry ny haben'ny singambato
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.13] texture du sol
Voambolana  14  Haibolantany
Fototeny  15  toetra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21