|
|
|
|

Teny iditra1  toetra maha-izy azy
Singan-teny  2  toetra, maha~, izy, azy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] toetra manokana tsy iraisana sy tsy itoviana amin'ny hafa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] originalité
Tovy hevitra  6  toetra maha-hafakely

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17