|
|
|
|

Teny iditra1  toetr' andro
Singan-teny  2  toetra, andro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.17.en#114] weather
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5.fr#294] météo, temps
6  [2.285.fr#120] climat
Ohatra  7  Atao inona tokoa io fizarana efa nilaozan' ny toetrandro io? [4.27]
8  Antoky ny fandrosoana ikezahana amin'izao toetrandro izao ny handalina ny fahaizana amin' ny sampam-pahalalana samihafa. [2.332]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07