Teny iditra | 1 tofirina |
Fototeny | 2 tifitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihasimban' ny teny hoe: tifirina (tifitra). Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 finitrao, fionitra, itrifano, itrifona, norifati, tofirina, trafoiny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |