Teny iditra (1/4) | 1 toha- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe tohatra |
Teny iditra (2/4) | 3 toha |
Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Azo ihafiana; zaka; lefitra; aritra: Tohanao ve izany teny famingavingana izany |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] can be resisted |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] à qui (quoi) on peut résister |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 11 toha |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Hanina tadiavin' ny biby dia; haza; remby: Mitatitra ny tohany ny vitsika. |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.7] prey, spoils |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.8] proie, butin |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 20 toha |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Taisaka]
rantsan-kazo amatorana ny raty amin'ny tafo |
Fivaditsoratra | 23 hato, hota, taho, toha-, toha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |