|
|
|
|

Teny iditra1  tohan' aina
Singan-teny  2  tohana, aina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny sakafo na ny fitafiana atao famonjena, ny sikina ahodidina ny valahana

Fivaditsoratra  5  ahantonay, anatohany, hanatoany, hanitoana, hanotanay, hantainao, hataninao, hiantoana, hitananao, hotainana, hotananay, hotaniana, iantohana, ihantanao, itohanana, nahitanao, natahinao, natohanay, nitahanao, nitahoana, nohataina, notahanay, tanahinao, tinahanao, tohan' aina, tohananay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21