Teny iditra | tohatra | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy ¶ Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [Rajemisa 1985] | ||||||||
fandehanana vita ambaratonga [SLP 1986] | |||||||||
Fandikana anglisy | a ladder, a staircase [Hallanger 1973] | ||||||||
Fandikana frantsay | escalier [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||||
échelle [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||||||||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Endriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tohatra io | ||||||||
Sary |
| ||||||||
Teny iditra | tohatra | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana frantsay | mamelles des vaches, des animaux [Abinal 1888] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Teny iditra | tohatra | ||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||||
Famaritana malagasy | Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana frantsay | qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [Abinal 1888] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Endriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/15 |
![]() |