Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tohatra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andriamanitra no hamaly ka ho tonga tohatra hiakaranareo any an- Izay homenareo anie dia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que Dieu vous récompense et que votre offrande devienne l' escalier qui vous fera monter au ciel. [2.415 #3] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par les lépreux lorsqu' ils demandaient l' aumône. [2.415 #3] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza Aza Ny | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Fatra-panihika ka nihatra amin' ny fotaka; nitady tombony ka natombiny; nitady sitrany ka nasitriny. [1.1]
Indraindray ny fikatsahana hahazo baba na tsaratsara kokoa dia vao mainka mety hampahita angano. [1.1] Loza raha hitady ny mangidingidy ka nahita ny tena mangidy nampivivy, izany hoe loza raha hitady tombony, nefa fahavoazana indray no hita. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne cherchez pas trop les douceurs de la vie facile de peur de tomber sur une amertume insupportable. [2.415 #3891]
Rechercher avec trop d' avidité ce qui est doux, et trouver ce qui est amer et impossible à avaler.. [2.165] Trop chercher l'exquis; et rencontrer la dernière amertume. [2.974 #242] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui cherchaient ce qui était le plus facile à la corvée et dans les travaux communs, et qui rencontraient tout le contraire. [2.415 #3891] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Izay efa avo ranjana dia tsy mila tohatra intsony. [2.415 #639] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ceux qui sont hauts sur jambes n' ont pas besoin d' échelle. [2.415 #639] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des grands qui se suffisent à eux-mêmes et n' ont pas besoin des autres. [2.415 #639] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Manao soa, tohatra ny ho avy ; manao ratsy, hidin' ny sisa. [2.415 #2948]
Manao soa, tohatry ny ho avy; manao ratsy, hidin’ ny sisa. [2.558 #2012, 2.653 #1556] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui fait le bien rencontrera les biens futurs, celui qui fait le mal ferme la porte à l' avenir. [2.415 #2948] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Sehatra ny mahay, ka tsy ela. [2.415 #3756]
Tohatra ny mahay, ka tsy ela. [2.415 #3756] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on rencontre un homme habile, le travail est court. [2.415 #3756] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||