Teny iditra | 1 tohika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany: Be tohika Rangahy io ka tsy azo iadian-kevitra |
Ohatra |
4 Hay ve, hoy izy, toa resy tohika sy tsy te-hiteny intsony. [2.470] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 10 di-doha, hamafy hatoka, hamafy sofina, bohihy, botraika, fitokozihitra, fihenahena, fikiry, fikiribibiana, fikitroka, fikitrohana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny tohika io |
Fivaditsoratra | 16 hatoky, hitako, hitoka, hotaki, hotika, kihota, tahiko, tohaky, tohika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |