Teny iditra | tohitra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampisehona kiry tsy hanaraka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Opposé; résistance [1.13] | |||||||||||||||
Ohatra | Misy tohitra koriana tsy hisosa
[2.576] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23 |