Teny iditra (1/2) | 1 tohy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Liana handre ny tohin' ilay tantara aho Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by: Tohy vakana Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray: Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity Fanalavana: Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny Fomba na asa enti-mampitambatra: Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] fonction, raccordement, connexion |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 22 tohy |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Taisaka]
fifandonana |
Fivaditsoratra | 25 hitô, tiho, tohi, tohy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |