|
|
|
|

Teny iditra1  tokelaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fihomehezana mikakakaka tsy misy hambahamba na indraindray koa somary maneso fanaon' ny ankizy kely indrindra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny tokelaka io

Fivaditsoratra  10  atokelak, koletaka, tokelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21