Teny iditra tompokolahy (tompo, -ko, lahy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Sir. More respectful than tompoko [Richardson 1885]
Famaritana frantsay monsieur [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Mba anaovy hatsarana kely izahay, tompokolahy. [Rabezandrina: Ikotofetsy, takila 14]
2Tompokolahy, hoy Ndriana-Toto taminy indray hariva. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 24]

2015/02/19