Teny iditra | 1 tompokolahy |
Singan-teny | 2 tompoko, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Sir. More respectful than tompoko |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] monsieur |
Ohatra |
7 Mba anaovy hatsarana kely izahay, tompokolahy. [2.293] 8 tompokolahy, hoy Ndriana-Toto taminy indray hariva. [2.5] |
Voambolana |
9 Teny fanajana |
Tohi-kevitra | 10 tompokovavy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |