|
|
|
|

Teny iditra1  tompokovavy
Singan-teny  2  tompoko, vavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Madame
Ohatra  6  Nahatsiaro ilay nahararian' i tompokovavy Zozefinina sombinainy malala tao Vohipeno Ramatoa Razafy, ka izy avy no torovandrovana teny ambony filanjana. [2.499]
Tohi-kevitra  7  tompokolahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30