|
|
|
|

Teny iditra1  tondra-drano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  A flood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Inondation [1.8, 1.5]
7  Inondation [1.13]
8  Crue [1.8]
Ohatra  9  Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
10  Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59]
Tovy hevitra  11  safo-drano
Singan-teny  12  tondraka, rano

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13