|
|
|
|

Teny iditra1  tongolobe
Singan-teny  2  tongolo, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  (de tongolo et be : gros). Allium cepa L. (Amaryllidaceae). Les variétés à gros bulbe ou oignons d'Egypte. [Merina] [1.196]
5  [Betsileo]
Ohatra  6  Tsaroanay izany hazandrano, nohaninay maimaim-poana tany Ejipta, ny voatango, ny voanketsihetsy, ny tongolobe, ny tongolo sy ny tongolon-kova. [2.996#04.011.005]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03