|
|
|
|

Teny iditra1  tongotra aman-tanana
Singan-teny  2  tongotra, amana, tanana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Ka dia mibaboka tongotra aman-tanana ianao. [2.299#129]
5  |Nofatoran'ny olona ny tongotra aman-tanany.]
6  ary aiza izay mba tongotra aman-tanan' itena? [2.69#195]
7  Efa bory lanin' ny voay ny tongotra aman-tanany. [2.499#113]
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tongotra aman-tanana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/19