|
|
|
|

Teny iditra1  tontosa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vita tsara daholo: Tontosa ny zavatra rehetra
Lavorary, tomombana: Lahasa tontosa izany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] accomplished
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] accompli
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21