Teny iditra (1/5) | 1 tony |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maotona tsy misy rivotra: Andro tony Mandry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitéby: Efa tony ny sainy hatramin' ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] quiet, calm |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] tranquille, calme |
Ohatra |
6 Nangina tsara ny andro tamin'izay, sady tony dia tony ny rivotra. [2.324] 7 Niverina tsy fidiny izahay, mba tsy hanohitra ny teniny, satria lanitra manga no teo ambony lohanay, ny rivotra tony, ny ranomasina nilamina. [2.471] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 14 toñy |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Taisaka]
fanononana |
Teny iditra (3/5) | 17 toñy |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Sihanaka]
toerana misy mpanazary na hazary ka fijoroana |
Teny iditra (4/5) | 20 tony |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Tambahoaka]
vidy, vidiny |
Teny iditra (5/5) | 23 tony |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.414#224] charme protecteur d'un territoire, d'un village, d'un parc à bœuf ou d'un terrain de culture |
Fivaditsoratra | 26 ntoy, toni, tony, toñy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |