|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#734] requête, supplique, demande familière, comme celle d’un enfant à ses parents
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :

Teny iditra (2/2)8  tosy
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Voakasika (ilazana ny kanety lalaovin' ny ankizy rehefa mifampikasika alohan' ny hidirany ao anaty lavaka): Tosy, leity a !
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#734] touché, se dit d’une bille qui a touché quelqu’un ou une autre bille au jeu
touché, se dit des caractères d imprimerie sur lesquels on fait passer le rouleau
Voambolana  12  Kilalao

Fivaditsoratra  13  itso, otsy, sito, tosi, tosy

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/03