|
|
|
|

Teny iditra1  tovolahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] an unmarried young man
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] jeune homme célibataire
Ohatra  6  [2.471] Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia?
7  [2.472] Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany.
Singan-teny  8  tovo, lahy
Sampanteny 
9  Anarana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  lahitovo, tovolahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21