Teny iditra (1/3) | 1 toy |
Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala Mody: Manao toy ny mitomany (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] like, similar to; (distinguish from toa) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] comme, semblable |
Ohatra |
6 Tianao toy ny inona ange aho? [2.131] 7 Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4#7] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 9 tahaka ny |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/3) | 23 toy
![]() |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
25 [1.17] kilalao |
Teny iditra (3/3) | 26 toy
![]() |
Sokajin-teny | 27 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
28 [1.17] milalao |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 30 ito, oty, tio, toy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |