Teny iditra tratra antitra (tratra, antitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona
¶ ela velona sy maro andro niainana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  trara antitra ~ trarantitra ~ tratrantitra
Teny nalaina 

2018/11/01