Teny iditra | 1 trarantitra |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba fiarahabana, izay entina mirary ilay olona arahabaina ho tratra antitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [trara, Opt. Imp of tratra.] May you reach old age! A common form of expressing thanks, or of bidding good-bye to one of noble rank, or highly respected; also used to the sovereign after she has replied or spoken to any one. 5 [1.7] may you live long ! (an expression of great respect) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#741, 1.8, 1.5#305] vivez longtemps 7 [1.3#741] ayez de longs jours! terme respectueux qu'on emploie surtout à l'égard des personnes honorables, pour dire adieu, et aussi au commencement d'un discours ou bien pour acquiescer; pour dire adieu aux nobles cette expression est obligatoire 8 [1.8] (expression très respectueuse) |
Ohatra |
9 [2.366] Ary dia nanao trarantitra izahay. 10 [2.69] trarantitra, tompoko, aza marofy! 11 [2.649] Dia nanao trarantitra izahay dia nody. 12 [2.69] trarantitra, aza marofy Hianao, tompoko! |
Voambolana |
13 Teny fanajana |
Singan-teny | 14 tratra, antitra |
Mpanahaka | 15 traraantitra, tratraantitra, tratrantitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |