Teny iditra tratrantitra
Singan-teny tratra ; antitra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Overtaken by old age; literally reached by old age [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Parvenu à un âge avancé, à un grand âge [1.3]
Ohatra 
1Tratrantitra aza marofy ianao. [2.366]
2Dia maty Joba, rehefa tratrantitra ka ela niainana. [2.996]
3Ho ela velona ny mpanjakavavy Ranavalona II, tsy harofy, fa ho tratrantitra! [2.270]
4Hiainga anie Ramiaramila / Ho eo Ambatondrafandrana, / Ka nanao tratrantitra Andriana [2.69]
Mpanahaka  trarantitra ~ trara antitra ~ tratra antitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14