|
|
|
|

Teny iditra1  trena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny fiman' ny omby
Ny feo mimamamàna na mifofofofon' ny riaka
Feo mampitahotra eo am-pahatezerana
Voambolana  4  Feo
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny trena io

Fivaditsoratra  10  etran, netra, trena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21