|
|
|
|

Teny iditra1  tsabaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia
9  Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon' olona; fikasihana tsy misy antony ny raharahan' olona; fidirana ao amin' ny trano misy areti-mifindra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  action de plonger quelque chose dans un liquide, dans une matière pâteuse, de l'agiter, de palper dedans, de patauger dedans avec le pied, de salir en portant à la bouche
11  Figuré: d'entrer effrontément dans une maison, de pénétrer là où règne quelque maladie [1.3#747]

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/15