Teny iditra (1/5) | 1 tsaika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zaza tsy ary fady [1.1] 4 zaza am-bohoka [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 foetus [1.13] |
Voambolana |
6 Haiaina |
Teny iditra (2/5) | 7 tsaika |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Zaza [Provincial]
[1.1] 10 ankizy [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 enfant [1.13] |
Tsipelina hafa | 12 tsaiky |
Teny iditra (3/5) | 13 tsaika |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [1.1] |
Teny iditra (4/5) | 16 tsaika |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/5) | 23 tsaika |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 31 atsika, taksia, tsaika, tsiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05 |