|
|
|
|

Teny iditra1  tsakatsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fandehanana miditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba; fivezivezena amin' ny toerana tsy fantatra; firioriovana etsy sy eroa

Fivaditsoratra  9  katsakatsa, tsakatsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29