|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsakotsako
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  tsako
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Ohatra  6  [2.587#] Ary bevohoka tia tsakotsako, ka ny andro iray no tsy afaka.
7  [1.437#] Indroa Zoma nisy fahatairana teo an-tsena, fa nandre tsakotsako ny olona hoe: miamboho, hono, Ranavalona!
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tsakotsako io

Teny iditra (2/2)9  tsakotsako
Sokajin-teny  10  anarana
Fototeny  11  tsako
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka] katsaka
15  [1.78] [Tambahoaka] empemba
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.196] (duplicatif de tsako). Zea mays L. (Poaceae). Le maïs cultivé en grand, pour l'alimentation humaine comme espèce fourragère. [Betsileo]
17  [1.405] [Sakalava-Mayotte] maïs
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  19  katsokatso, kotsakotsa, tsakotsako

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29