Teny iditra (1/2) | 1 tsangana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. |
Ohatra |
4 izaho Rangoriketakinilandy tsy maty aho fa malazo nandre ny fingodon'ny omby viliabe tsara tsangana vilia fotsy endriky ny trano itozotozoy ihany aho fa jiafotsy ny lambako [2.131] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 25 tsangana |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.13] bâton diagramme en bâtons |
Fivaditsoratra | 29 antsanga, atsangan, natsanga, tsangana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |