|
|
|
|

Teny iditra1  tsapika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kely madinika
Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana ny tongotra ilany.
Fototeny  4  pika
Tovy hevitra  5  tsapitika
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  apatsik, patsaky, patsika, pitsaka, tsapika, tsipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21