Teny iditra tsaraingona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisalovanana na fisosohana eo anoloan' ny olona; fitsabahana amin' ny raharahan' ny hafa; fanapahana ny tenin' olona mbola mitohy fa tsy mahandry [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31