Teny iditra | 1 tsara lahy |
Singan-teny | 2 tsara, lahy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Ohatra |
5 Hevero tsara lahy izay hanaovana anay [2.298#79] 6 Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1] 7 Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1] |
Fivaditsoratra | 8 halasitra, hasilatra, tsara lahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |