|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsaraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  tsararaka|tsararàka
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Ny feon' ny akanga somary lavareny
Feo migadragadra na mikiririoka somary farimparina
Feon' ny rano mivoaka ny fantsona
Voambolana  10  Feo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tsararàka io

Teny iditra (2/2)12  tsararaka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] D'après Grandidier : Plante médicinale de Tuléar. Non retrouvée. [Mahafaly]
Voambolana  15  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  16  atsararak, tsararàka, tsararaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10