Teny iditra (1/3) | 1 tselatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fahazavana miserana vetivety eny amin' ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra no mialoha ny kotrobaratra 4 Helatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a flash of lightning, a flash [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 éclair, étincellement [1.8] |
Ohatra |
7 Maizina ny lanitra, ny hany hita dia ny tselatra mifanaretsaka etsy sy eroa. [2.472] |
Voambolana |
8 Haitoetrandro |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 14 tselatra |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Haingana dia haingana: Tselatra ianao mankany antsena [1.1] |
Teny iditra (3/3) | 17 Tselatra |
Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (solon' anarana) |
Fanazavàna teny frantsay |
19 pseudonyme de Rajonah [1.59] |
Asa navoany |
20 Diso hanta ka ratsy fiafona 21 1907 Fitiavana mahery 22 1909 Velona ahy, maty ahy |
Tsanganana sy sary iray takila |
23 Anarana indrana 24 Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy |
Fivaditsoratra | 25 Tselatra, tselatra, Tselatra, tselatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/10/17 |