Teny iditra (1/3) | 1 tsiafakomby |
Singan-teny | 2 tsy, afaka, omby |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazan-kazo madinika misy tsilony maranitra fanaon' ny olona fefimboly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (1) (Merina, Sihanaka, Betsileo, Bara, Mahafaly) (même étymologie que "tsiafakaombe"). Malzac traduit : « que les boeufs ne peuvent franchir ».
|
Ohatra |
6 Ary izany no odimafo: ravin-tsiro sy ravin-tsiafakomby, totoina ampifangaroina, dia ampisotroina ny omby, dia anafanan' azy; [2.48] 7 ary ny sasany tahaka ny «tsiafakomby»- Betsaka ny raiketra maniry any Palestina ankehitriny , nefa heverin' ny botanista fa zavatra nentina avy tany Amerika izy tamin' ny taona taorian' ny andro voalazan' ny Test. [1.38] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/3) | 10 tsiafakomby |
Singan-teny | 11 tsy, afaka, omby |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.196] (« que même le boeuf ne peut franchir »). Avant de l'appliquer aux caesalpinia introduits, ce nom aurait été donné à un arbuste autochtone : Mezoneurum hildebrandtii Vatke Ined. (Fabaceae), d'après Dandouau. |
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 16 Tsiafakomby |
Singan-teny | 17 tsy, afaka, omby, tsy, afaka, omby |
Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
19 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 20 Tsiafakomby, tsiafakomby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |