Teny iditra tsiarivoarivo (arivo)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana frantsay mille par mille [Abinal 1888 takila 761]
Ohatra Dia nitsangana teo anilan' ny vavahady ny mpanjaka nandritry ny nivoahan' ny vahoaka voazara ho tsizatozato sy tsiarivoarivo. [Baiboly: 10.18.4]

2017/05/17