Teny iditra | tsingilahila (hilahila (hila)) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza toetran' ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona na koa toetran' ny olona misalasala, mkoahana, miahanahana [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |