Teny iditra (1/2) | 1 tsintsina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 11 tsintsina |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.54] un tout petit oiseau |
Ohatra |
15 Tsangam-by tsangam-bato mitsangana Andriamanantiana Andriamboromadinika ny tsintsina Andriamaintibe ny papango [2.131] |
Voambolana |
16 Haibiby: vorona |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny tsintsina io |
Lahatsoratra |
21 Randzavola: tsintsina ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 22 antsintsy, natsitsin, tsintsina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |