Teny iditra tsipaky ny hehy
Singan-teny tsipaka ; hehy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miolanolan' ny hehy; toran' ny hehy; mihomehy kely aloha vao misesy ka efa toy ny hanevika vao miato na mamonjy mipetraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20