|
|
|
|

Teny iditra1  tsirinteny
Singan-teny  2  tsiry, teny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika [1.1]
5  teny rehetra ankoatra ny fototeny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  morphème [1.13]
7  affixe (grammaire) [1.5]
Voambolana  8  Haiteny
Mpanahaka  9  TOvana, TOvona, TSOfoka
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny tsirinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10