Teny iditra | tsirinteny (tsiry, teny) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Famaritana malagasy | Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika [Rajemisa 1985] | ||
teny rehetra ankoatra ny fototeny [SLP 1986] | |||
Fandikana frantsay | morphème [SLP 1986] | ||
affixe (grammaire) [Rajaonarimanana 1995] | |||
Voambolana | Haiteny | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Tsanganana sy sary iray takila | ny tsirinteny rehetra | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22 |
![]() |