|
|
|
|

Teny iditra1  tsivakivolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] jereo tsyvakyvolo
Ohatra  4  [2.113#] hampiray an' Imerina tsivakivolo.
5  [2.503#] Mifantoka eny amin'ny manam-pahaizana vokatry ny taniny ny mason'ny Malagasy tsivakivolo.
6  [2.113#] ni, dia nandresy ny Menalamba teto Imerina ary naka ireo tany mbola tsy nanjakan' ny Ambaniandro mba hampiray an' i Madagasikara tsivakivolo eo ambany fitondran' i Frantsa.
Fototeny  7  tsy, vaky, volo
Tsipelina hafa  8  tsyvakyvolo

Fivaditsoratra  9  tsivakivolo, tsy vaky volo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02