|
|
|
|

Teny iditra1  tsy vaky volo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#726] the whole of a tribe or a class of people
5  [1.7] without distinction
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#802] tous sans exception, toute une caste, tout un district
7  [2.415#1744] Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie
8  [1.8] tous sans distinction
Ohatra  9  [2.588] Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo
10  [2.298#5] Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana
11  [2.346#46] Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo
Singan-teny  12  tsy, vaky, volo
Tsipelina hafa  13  tsivakivolo

Fivaditsoratra  14  tsivakivolo, tsy vaky volo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21