Teny iditra tsofin-drano
Singan-teny tsofina ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rarina soa
Atao batisa na batemy: Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao
Hamasinina : Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao [1.1]
Ohatra 
1Dia tsofindrano izy! [2.928]
2Ary raha tsofindrano, fiofanana herintaona ve no handefasana azy, sa ny fanomanana licence araka ny taratasiny? [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25