Teny iditra | 1 tsongoina |
Fototeny | 2 tsongo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Terena amin' ny hohon-tanana: Sao dia notsongoinao dry ity zaza ity fa tsy mety mankany aminao intsony Forana, atao hasoavana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be pinched, to be nipped: to be felt of |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on pince, qu'on cueille, qu'on palpe |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny tsongoina io |
Fivaditsoratra | 14 atsongony, intsongoa, itsongoan, nitsongoa, notsongai, tsongoina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |