Fizahan-teny

Ohabolana : tsongoina

Ohabolana 1Laingom-boaloboka lohataona : notsongoina vao misandrahaka. [2.558 #1683, 2.653 #1298]
Langom-boaloboka lohataona : notsongoina vao misandrahaka. [2.415 #5095]
Dikanteny frantsayPlant de vigne au printemps : c' est lorsqu' on coupe le bout avec les ongles qu' il se ramifie. [2.415 #5095]
Fanazavana frantsaySe disait des obstacles qui augmentent l' amour au lieu de l' arrêter. [2.415 #5095]

Ohabolana 2Mba ataovy toy ny anana lahy, ka raha maniry, tsongoy. [2.165]
Mba ataovy toy ny anana lahy ka raha maniry tsongoina. [2.558 #2219]
Mba ataovy toy ny anana lany: raha maniry tsongoina. [2.653 #1696]
Dikanteny frantsayFaites-lui donc comme aux herbes potagères: s' il croît, coupez-le. [2.165 #1563]

Ohabolana 3Ny fanambadiana tahaky ny harongana : izay tsongoina toa mena avokoa. [2.415 #1219]
Ny teny tahaka ny harongana: izay tsongoina mena avokoa. [2.653 #2493]
Ny teny toy ny harongana ka izay tsongoina mena avokoa. [2.558 #3287]
Dikanteny frantsayLe mariage c' est comme l' arbre harongana : partout où on l' entaille il y a du rouge. [2.415 #1219]
Fanazavana frantsayIl y a facilement des disputes dans les ménages. [2.415 #1219]

Ohabolana 4Raha mpamosavy azo nanitsaka, ataovy toy ny anana, ka raha maniry, tsongoy. [2.165]
Raha mpamosavy azo nanitsaka, ataovy toy ny anana, ka raha maniry tsongoina. [2.558 #3626]
Dikanteny frantsaySi vous trouvez un sorcier piétinant (sur un tombeau), faites lui comme aux "anana" (nom générique des herbes potagères), quand elles poussent, on les coupe. [2.165]
Fanazavana frantsayC. à. d. débarrassez-vous de lui. [2.165]

Fizahan-teny